Ny ebola dia aretina mety hihatra aman'aina azo avy amin'ny tsimok'aretina ebola, izay tsy mbola nahitana fanafany na vakisiny fanefitra hatramin'izao. Na dia mampidi-doza sy mety mahafaty anatin'ny fotoana fohy aza ity aretina ity, dia azo atao tsara ny manakana ny fihanahany. Ny fahatratrarana mialoha ny fitsaboana azy dia mampitombo ny taham-pahaveloman'ny marary. Inty horonon-tsary inty dia mampahafantatra fohifohy ny fisehon'ny aretina ebola sy ny fifindrany, ary ny fomba mety atao hitsaharan' ny fiparitahany..