Ny tiberikilaozy dia areti-mifindra ateraky ny bakiteria izay mitoetra ao amin'ny avokavoka. Ity 4 minitra sy 30 segaondra ity dia manome fanazavana amin'ny amkapobeany ny atao hoe tiberkilaozy ka lazao ireto hafatra mafonja ireto : Azo tsaboina sy sitranina ny TB. Ny video ihany koa dia mampiseho ny fepetra fisorohana maromaro vitsivitsy hiarovana ny tenanao sy ny hafa mba tsy ho van'io aretina io. Andao isika hiresaka misimisy kokoa mahakasika ny fepetra tokony hatao mba hiadiana amin'ny fihanaky ny aretina tiberkilaozy.