Ity fanentanana ity dia manambara ireo fomba mahomby hifehezana ny BK ahitana soritr'aretina. Ny fifehezana mahomby ny BK dia manomboka amin'ny fisorohana ny fiparitahany. Ny fifehezana ny BK ihany koa dia ny fanaovana fitiliana, ny mamantatra ary ny mitsabo azy. Raha fantatra fa BK, dia hanaraka ny lamina fitsaboana ny BK amin’ny alalan'ny antibiotika ianao. Ny fihinanana ny fanafody isanandro tsy tapaka no fomba tsara indrindra hisorohanao ny BK tsy hiparitaka. Ny fiaraha-miasa akaiky amin'ny Mpitsabo no ahafahana mandresy ny BK.

Collections