Ny TB dia aretina izay mamparary ny avokavoka. Ny soritr’aretina active TB toy ny kohadavareha, marary tratra, mikohaka misy ra. Na izany aza, misy olona voan’nyTB mitondra ny bakteria fa saingy tsy misy soritr’aretina. Tena ohatra ny olona salama izy ireo. Izany no antsoina hoe aretinaTB tsy misy soritr’aretina. Mifanohitra amin’ny aretina TB misy soritr’aretina, tsy mifindra TB tsy misy soritr’aretina. Anotanio ny mpitsabo akaiky anao hijery raha misy fitiliana TB tsy misy soritr’aretina azo atao na koa hoe mety aminao ny manao fitiliana TB tsy misy soritr’aretina. Ianao sy ny mpitsabo no handresy ny aretina ary hiaro amin’ny TB misy soritr’aretina.

Collections