1. Tuberculosis is a common infection and contagious disease caused by a bacterium that usually lodges in the lungs. This video gives general information about this disease and provide an important message: TB is treatable and curable. The video also illustrates some significant preventative...
  2. Ity fanentanana ity dia manambara ireo fomba mahomby hifehezana ny BK ahitana soritr'aretina. Ny fifehezana mahomby ny BK dia manomboka amin'ny fisorohana ny fiparitahany. Ny fifehezana ny BK ihany koa dia ny fanaovana fitiliana, ny mamantatra ary ny mitsabo azy. Raha fantatra fa BK, dia hanaraka...
  3. Ny TB dia aretina izay mamparary ny avokavoka. Ny soritr’aretina active TB toy ny kohadavareha, marary tratra, mikohaka misy ra. Na izany aza, misy olona voan’nyTB mitondra ny bakteria fa saingy tsy misy soritr’aretina. Tena ohatra ny olona salama izy ireo. Izany no antsoina hoe aretinaTB tsy...
  4. Tuberculosis (TB) is a disease that mainly infects the lungs. Symptoms of active TB disease include a chronic bad cough, pain in the chest, or coughing up blood. However, some people who are infected with TB carry the bacteria but do not show these symptoms. They will appear perfectly healthy....
  5. Ity fanentanana ity dia milaza ny fifandraisan’ny TB sy ny VIH, ary ny hery fiarovanao. Raha voan’ny TB ianao ka mitondra ny tsimok’aretina VIH dia manova ny fijerena sy fitsaboana ny TB izany. Raha sady voan’ny TB ianao no misy VIH dia manasarotra ny fitsikilovana, ny fijerena ary ny fitsaboana...
  6. Aretina azo sitranina tsara ny tiberkilaozy raha manaraka ireo lamina fitsaboana omen’ny dokotera ianao. Raha tsy voasitrana tsara ny Tiberkilaozy, lasa manohitra ireo fanafody ampiasaina amin’ny fitsaboana ny bakterian’ny TB. Rehefa mahatohitra ny karazana fanafody ny bakteria, dia Tiberkilaozy...
  7. Ny tiberikilaozy dia areti-mifindra ateraky ny bakiteria izay mitoetra ao amin'ny avokavoka. Ity 4 minitra sy 30 segaondra ity dia manome fanazavana amin'ny amkapobeany ny atao hoe tiberkilaozy ka lazao ireto hafatra mafonja ireto : Azo tsaboina sy sitranina ny TB. Ny video ihany koa dia...